Entry | 1 botrina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao tonga botry, mahantra: Dia hobotrinao izany i dadatoanao amin' ny filafihanao ao aminy mandavan-taona? |
Root | 4 botry |
Morphology |
|
Anagrams | 9 botrina, taborin |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |