|
|
|
|

Entry1  bozenizeny
Root  2  zenizeny
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo
5  [1.62#218] vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina
Examples  6  Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy. [2.356]

Updated on 2023/01/20