Entry | 1 zenizeny |
Root | 2 zeny |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Botribotry, fohy mibotetateta 5 [1.69#1153] bikan' olona botribotry, fonentanentana, fohy mibotetateta |
Examples |
6 Rasamy moa zenizeny fonetana izay, izaho kosa lava ranjanana. [2.4] |
Derivatives |
|
Updated on 2021/01/16 |