Entry (1/5) | 1 boty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 lalana tery [1.1] |
Entry (2/5) | 4 boty |
Part of speech | 5 adjective |
Explanations in Malagasy |
6 kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1] |
Compound words |
|
Entry (3/5) | 8 bôty |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 mahantra, ory, botry [Bezanozano]
[1.78] |
Entry (4/5) | 11 boty |
Part of speech | 12 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
14 iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny) 15 amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10] 16 kamboty [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in French |
17 orphelin 18 veau pour sacrifice [Tankarana] [1.19] |
Synonyms | 19 bôty |
Entry (5/5) | 20 boty |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 votsy [Tanosy]
[1.78] |
Anagrams | 23 boty, bôty, Toby, toby, boty, bôty, Toby, toby |
Updated on 2020/07/31 |