|
|
|
|

Entry1  Cissus
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Botany: scientific genera
Local names of plants 
4  Cissus antandroy  nonotandraka
5  Cissus auricoma  famakientana, takifitra, takifoky, takifotra, tamenaka, valombohoka, voaloboka, voalobokala
6  Cissus bosseri  lavasoa, lelatandrakamena, voalobokala
7  Cissus coursii  voantangazo
8  Cissus floribunda  bedia, vahindranavavy, vahindronovavy
9  Cissus glossopetala  voalobokala, voalombo, voatangazo
10  Cissus humbertiana  kitohy, sandratohy
11  Cissus laza  laza
12  Cissus lemurica  vahimalefaka, vahimalemy, vahivoraka, voataitso
13  Cissus microdonta  famakitakotra, takotako, voafamaketa, voafamakientana, voalobokala, voalombofotsy, voalombona
14  Cissus microdonta f. deltoidea  tsimahalatsaka
15  Cissus quadrangularis  kitohitohy, tohitohy
16  Cissus rhodotricha  nonontandraka, nonotandraka, sarivoalombo, tamboromboro, vahiloboka, vahilombo, valombona, voalobokala
17  Cissus sagittifera  lelatandrakafotsy
18  Cissus sulfurosa  vahintamboro, valombohoka, voalobokala

Updated on 2024/09/15