Entry | 1 daholobe |
Root | 2 daholo, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitambaran' ny olona rehetra: Foto-kevi-pifandraisn' ny olona teto hatry ny ela fa tsy vaovao akory ny hoe: Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |