Entry | 1 daindaina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy 4 anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1] |
Explanations in English |
5 sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina [1.2] |
Explanations in French |
6 Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 adinadina, anadidian, andadiany, andidiana, daindaina, diandiana, nadadinay, nanadidia, nandiadia |
Updated on 2020/07/31 |