|
|
|
|

Entry1  midaindaina
Root  2  daindaina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Midanika mafy: Midaindaina izany masoandro izany: hita tokoa fa aty fahavaratra
5  Maneno mankarenin-tsofina: Nidaindaina ny bingona tao amin' ny tobi-miaramila vao taitra aho [1.1]
Explanations in English  6  to be sultry, to be oppressively hot; to be unendurable, as a sound [1.2]
Explanations in French  7  Etre brûlant: Midaindaina ny hainandro (Il fait une chaleur brûlante)
8  Produire un son assourdissant: Midaindaina ny lakolosy (La cloche produit un son assourdissant) [1.3]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12  idaindainam, idanidaniam, midaindaina

Updated on 2023/01/20