|
|
|
|

Entry1  danise
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany
Explanations in English  4  [1.2] dancing in European fashion. See dihy
Explanations in French  5  [1.3] Danse européenne
Synonyms  6  dihy
Compound words 

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21