Entry | 1 didiko fe lehibe |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] didy tsy azo valiana na manao ahoana na manao ahoana, tsy firaharahana ny hevitry ny hafa amin' izay atao Teniko fe lehibe, didy boraingona |
Root | 4 didy, -ko, fe, lehibe |
Synonyms | 5 didy boraingina, didy boraingona, teniko fe lehibe |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |