|
|
|
|

Entry1  difotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
4  Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
5  Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly [1.1]
Explanations in English  6  submerged, overwhelmed [1.2, 1.7]
7  deluged. See safotra, tondraka [1.2]
Explanations in French  8  submergé, dépassé par [1.3, 1.8]
9  plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert [1.3]
Examples  10  Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38]
11  difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Names :
15  Adjectives :

Anagrams  16  adifotr, adofitr, difotra, dofitra

Updated on 2020/07/31