Entry (1/5) | 1 dilatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [1.1] 4 nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [1.13] |
Explanations in English |
5 sedimentary deposits of earth [1.2] |
Explanations in French |
6 alluvion flottée, limon [1.13] |
Examples |
7 Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra. [2.470#] |
Vocabulary |
8 Geography: (in general) 9 Economy: agriculture |
Analogs | 10 angondilatra, tanydilatra |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word dilatra |
Entry (2/5) | 14 dilatra |
Part of speech | 15 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
16 Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/5) | 18 dilatra |
Part of speech | 19 adverb [Full list] |
Explanations in English |
20 almost, nearly [Provincial]
[1.2] |
Entry (4/5) | 21 dilatra |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 holapery [Sihanaka]
[1.78] |
Vocabulary |
24 Health |
Entry (5/5) | 25 dilatra |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 (de dilatra, adjectif : touché à peine, effleuré). Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ). Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir birana). Bois dur mais peu employé. [Bezanozano]
[1.196] |
Vocabulary |
28 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 30 dilatra, laditra |
Updated on 2022/05/02 |