|
|
|
|

Entry1  diminga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] dimy (amin' ilay teniteny tsisy dikany ataon' ny ankizy mianatra manisa hatramin' ny folo): ingisa, ingoa, talonga, ndrafanga, diminga, eniminga, tsitonga, valonga, tsivaza, ego
Explanations in French  4  [1.3#280] charabia des enfants jouant à compter jusqu'à dix
Examples  5  Tamin' izany koa no nampianaran' Inenitoa anay ilay tononkira, toa tononkalo fianara-manisa ho an' ny ankizy manao hoe : edrisa edroa, tolonga efanga, diminga enainga, tsitonga valonga, atsipazo ego. [2.356#17]
Vocabulary  6  Game

Anagrams  7  adingim, diminga, mangidy

Updated on 2025/02/02