Entry | 1 dirandoza |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! |
Root | 4 iditra, loza |
Other spellings | 5 idirandoza, idirondoza, dirondoza |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |