Entry | 1 ditsika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso |
Explanations in French |
4 [1.19] [Tankarana]
poussière dans l'oeil. 5 [1.3] Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu (ivrogne) ébloui par l'alcool terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal |
Derivatives |
|
Other spellings | 11 ditsoka |
Synonyms | 12 dintsika |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ditsika |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |