|
|
|
|

Entry1  ditsoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha
Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso
Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana)
Explanations in French  4  [1.3] Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
(ivrogne) ébloui par l'alcool
terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Other spellings  8  ditsoka
Compound words 
Proverbs  10  Proverbs containing the word ditsoka

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21