Entry (1/2) | 1 donaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1] |
Explanations in English |
4 smoke from a fire [1.7] |
Explanations in French |
5 fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3] 6 fumée [1.8] |
Examples |
7 Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka! [1.253] 8 Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 11 Dona-tsetroka (Andriarimalala René) |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word donaka |
Entry (2/2) | 13 donaka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 vono na kapoka atao [1.1] |
Explanations in French |
16 coup [1.3] |
Anagrams | 17 adonak, andako, andoka, danoka, dokana, donaka, kadoña, kodàna, nadako, nodaka |
Updated on 2023/08/26 |