Entry (1/4) | 1 Madagasikara |
Part of speech | 2 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] Anglisy sy frantsay "Madagascar": izany no nogasiana hoe Madagasikara. Araka izany, ny fanononana sy fanoratana azy dia tokony hatao hoe Madagaskar. Anefa nony anaovana tononkalo izy hita fa mety ny asiana ny litera I eo amin' ny vakiteny fahefatra sy A eo amin' ny farany, ka dia tonga hoe Madagasikara izy. |
Examples |
4 Marina ve ny Iroe : Radama, Mpanjakan' i madagasikara? [2.113#] 5 Nisokatra teny Ankatso ny Oniversiten' i madagasikara. [2.356#] 6 Noho i madagasikara tsy toy ny andro taloha intsony va? [2.270#] |
Vocabulary |
7 Geography: countries, people |
Other spellings | 8 madagascar, madagaskar, malagasikara |
Synonyms | 9 bokiny, dago |
Analogs | 10 bokiny, dago, kierabe, madagascar, madagascar |
Compound words |
|
Titles |
12 Lakroan' i Madagasikara () 13 Madagasikara : Ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny (Bakke Jon Erik, Randrianirina Philippe, Razafimamdimby Andriamanohisoa) 14 Madagasikara (Razakandraina Jean Verdi Salomon) 15 Madagasikara Voakajy () 16 Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara (Rabary Jean-Joseph) 17 Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara : Église et Société à Madagascar (EKAR – Evêques de Madagascar) 18 Tantaran' i Madagasikara (Rabearana) 19 Tantaran' i Madagasikara isam-paritra (Randriamamonjy Frédéric) |
Quotes | 20 Texts mentioning Madagasikara |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 26 madagasikara |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in French |
28 [1.196] Du nom de l'île de Madagascar dont cette plante pourtant récemment introduite est curieusement devenue le symbole, sans doute en raison de l'association d'idées entre « Île rouge » et bractées rouges. La feuille pliée en deux a la forme de l'île. Poinsettia pulcherrima (Willd. ex Klotzsch) Graham (Euphorbiaceae) ou Euphorbia pulcherrima Willd. ex Klotzsch (Euphorbiaceae). Arbuste décoratif originaire du Mexique, cultivé dans les jardins et se reproduisant facilement par boutures. Il a été introduit à Tananarive en 1923 par Edmond François, alors Directeur des Parcs et Jardins. Un timbre malgache a reproduit cette plante et ses grandes bractées rouges sont devenues un motif habituel des brodeuses tananariviennes. |
Vocabulary |
29 Botany |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 31 Madagasikara |
Subtitle | 32 Ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny |
Elementary words | 33 Madagasikara |
Part of speech | 34 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
35 Literature: books |
Author |
36 Bakke Jon Erik, Randrianirina Philippe, Razafimamdimby Andriamanohisoa |
Publishings |
37 , 1994. Pages: 48 |
Entry (4/4) | 38 Madagasikara |
Elementary words | 39 Madagasikara |
Part of speech | 40 name (poem title) [Full list] |
Vocabulary |
41 Literature: poems |
Author |
42 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Full text |
|
Anagrams | 57 |
Updated on 2025/01/21 |