Entry (1/2) | 1 bokiny |
Part of speech | 2 noun boky and pronoun |
Explanations in English |
3 his book(s), her book(s), their book(s) [3.1] |
Explanations in French |
4 son livre, ses livres, leur livres, leurs livres [3.1] |
Examples |
5 Tsy namaly ity tovovavy fa ny tranom-bokiny no namboamboariny. [2.529#99] 6 Mipetraka eo amin' ny seza manoloana anay izy ary dia manokatra ny bokiny. [2.356#29] |
Entry (2/2) | 7 Bokiny |
Part of speech | 8 nickname [Full list] |
Explanations in English |
9 Madagascar [Swa. Bakini.] [Provincial]
[1.2] |
Analogs | 10 dago, kierabe, madagasikara |
Anagrams | 11 biniko, Bokiny, bokiny, kiboin, kinibo, niboik |
Updated on 2022/06/08 |