Entry (1/3) | 1 doria |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [1.1] |
Explanations in English |
4 everlasting [1.2] |
Explanations in French |
5 se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [1.3] |
Vocabulary |
6 Time |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 8 doria |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 taranaka [Tambahoaka, Bezanozano, Tanosy]
[1.78] |
Explanations in French |
11 arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
12 Relationships: family |
Synonyms | 13 zafin-doria |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 15 doria |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 masomboly [Taisaka]
[1.78] 18 masombolin-katsaka [Bezanozano] [1.78] 19 Voanjavatra famafy, fafy [Tanosy] [1.78] 20 masomboly, ambioka, ambezo voafantina [1.13] |
Explanations in French |
21 semences sélectionnées [1.13] |
Vocabulary |
22 Economy: agriculture |
Anagrams | 23 doria, odira, radio, radoi, radoy, riado |
Updated on 2024/01/15 |