Entry | 1 dridridridry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro |
Explanations in English |
4 [1.2] same as dredriDREdry. |
Vocabulary |
5 Sound |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |