|
|
|
|

Entry1  midridridridry
Root  2  dridridridry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Proverbs  8  Proverbs containing the word midridridridry

Updated on 2024/12/11