|
|
|
|

Entry1  midridridridry
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitaraindraina noho ny aretina: Midridridridry mandritra ny alina io marary io
Mamoaka feo hafahafa sy maharitra noho ny fikasohana tsy dia malama loatra: Midridridridry ny tongotr' itỳ latabatra itỳ raha vao hetsehina
Root  4  dridridridry
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Proverbs  8  Proverbs containing the word midridridridry

Updated on 2024/12/11