Entry (1/4) | 1 erà |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Space |
Explanations in Malagasy |
4 Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1] |
Explanations in French |
5 Amont [1.3#128] |
Synonyms | 6 ira |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 8 era |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 14 era |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Filazana [1.78] 17 Fifanarahana [1.78] 18 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1] |
Explanations in English |
19 Consent, permission [1.7] |
Explanations in French |
20 Permission [1.3#128, 1.8] 21 Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128] 22 Action de demander la permission [1.8] 23 Avis [1.82] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (4/4) | 31 era |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in English |
33 Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17] |
Anagrams | 34 are, erà, rea |
Updated on 2023/06/15 |