Entry | 1 eto ho eto |
Elementary words | 2 eto, ho |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra |
Updated on 2023/10/28 |