Entry | 1 evanjelisitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#190] Mpitandrina nirahin' ny fiangonana hitory ny filazantsara |
Explanations in French |
4 [1.5#102] évangéliste (pasteur auxiliaire) (terme protestant) |
Examples |
5 na vola aloa ho an'ny evanjelisitra izay lasa nampianatra sy mitory ny tenin'Andtra any avaratra; [2.59#] 6 Tamin' ny Fjangonan-kariva, izy roa laby evanjelisitra no nandahatra aloha, dia nikatroka indray Mr. Richardson. [2.649#] 7 Milaza ny zavatra tsy fantatra sy ny tontolon'ny tsy hita, izany hoe ny zava-masina mantsy, ireny venjy na evanjelisitra ireny; [2.606#] |
Vocabulary |
8 Religions, Beliefs |
Analogs | 9 evanjelista, evanjelistra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |