|
|
|
|

Entry1  evanjelista
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#190] [fr. évangéliste] Anarana nomena azy efa-dahy nanoratra ny Evanjely na ny Filazantsara, dia i Matio, Marka, Lioka ary Joany
Explanations in French  4  [1.3#133] évangéliste
Examples  5  Andriamiraho, Evanjelista kosa no nitarika ny resaka; [2.649#]
6  Tonga tany Ambohibary Ray ny mpivavaka notarihin' ny evanjelista. [2.270#]
7  Johnson mianakavy ary Ingahy Rajaobelina Evanjelista, mbamin'izay rehetra míandany aminy. [2.588#]
Vocabulary  8  Religions, Beliefs
Analogs  9  evanjelisitra, evanjelistra

Updated on 2022/05/01