Entry | 1 ezahina |
Root | 2 ezaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy |
Explanations in English |
5 [1.7] to be done with energy and determination |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on fait avec ardeur |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ahezany, ezahina, haezany, hezaina, hiezana, iezahan, niezaha |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |