Entry | 1 ezaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. |
Explanations in English |
4 [1.7] a serious effort |
Explanations in French |
5 [1.3#133, 1.5] course 6 [1.3#133, 1.5] tension 7 [1.3#133] ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte 8 [1.8, 1.5] effort 9 [1.8] entrain |
Examples |
10 Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [1.3] 11 Hanao ezaka araka izay vitantsika. [2.472] 12 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 22 |
Updated on 2025/01/21 |