|
|
|
|

Entry1  manezaka
Root  2  ezaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manenjana, maninjitra
Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany
Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny
Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona
Explanations in English  5  [1.7] to strive hard
Explanations in French  6  [1.8] faire un gros effort
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  manezaka, namezaka

Updated on 2023/01/20