Entry | 1 fadina |
Root | 2 fady |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao |
Explanations in English |
5 [1.2] to be abstained from, to be refrained from. 6 [1.7] to be tabooed, to be avoided |
Explanations in French |
7 [1.3#134, 1.8] dont on s'abstient 8 [1.3#134] dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas |
Examples |
9 fadina ny mandeha anaty arabe. [2.117#] 10 Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 16 andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |