|
|
|
|

Entry1  fadiny
Part of speech  2  noun fady and pronoun
Explanations in Malagasy  3  Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana [1.1]
Explanations in English  4  [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera. [1.2]
Examples  5  Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra. [2.293#]
6  Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy. [2.649#]

Anagrams  7  fadiny, fanidy, finday

Updated on 2023/10/16