|
|
|
|

Entry1  fadiny
Part of speech  2  noun fady and pronoun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana
Explanations in English  4  [1.2] [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera.
Examples  5  [2.293#] Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra.
6  [2.649#] Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy.

Anagrams  7  adifin, difain, fadiny, fanidy, fidani, fidany, fidina, finday, nadifi, nadify, nifady

Updated on 2025/01/21