|
|
|
|

Entry1  fahaefatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [2.356] jereo fahefatra
Examples  4  [2.356] Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy
5  [2.996] Tamin' ny andro fahaefatra ambin' ny folon' ny volana voalohany, dia nanao ny Paka ny zanaky ny fahababoana

Updated on 2025/02/02