Entry | 1 fahafahana |
Root | 2 afaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony |
Explanations in English |
5 [1.7] freedom, liberty |
Explanations in French |
6 [1.3, 1.8] Liberté 7 [1.8] affranchissement |
Examples |
8 Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471] 9 Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Article |
13 Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |