Entry (1/2) | 1 fahafito |
Root | 2 fito |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina |
Explanations in English |
5 [1.2] the seventh |
Explanations in French |
6 [1.3] septième |
Examples |
7 Nigadona ny fahafito taonako. [2.529] 8 Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245] 9 dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508] |
Vocabulary |
10 Mathematics: arithmetic |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 fahafito |
Root | 14 fito |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in English |
16 [1.2] seven fathoms. |
Explanations in French |
17 [1.3] sept brasses |
Vocabulary |
18 Space |
Updated on 2024/12/11 |