Entry | 1 fahagagana |
Root | 2 gaga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina |
Explanations in English |
5 [1.2] wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. 6 [1.7] a wonder, a miracle; astonishment |
Explanations in French |
7 [1.8] miracle, prodige; étonnement |
Examples |
8 Azoko lazaina hoe fahagagana. [2.4#] 9 fahagagana tany Ampanarivoana! [2.270#] 10 Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany. [1.369#] |
Synonyms | 11 hagagana |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fahagagana |
Article |
13 Randzavola: fahagagana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/01/20 |