|
|
|
|

Entry (1/3)1  gaga
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Mihetsi-tsaina amam-panahy eo anoloan' ny zavatra tsy fahita andavanandro na tsy nampoizina, amin' ny lafiny tsara na ratsy: Gaga anao aho ~ Gaga ny nataonao aho na gaga amin' ny nataonao aho ~ Gaga aho raha sahy nanao izany Rakoto. [1.1]
Explanations in English  4  amazed, astonished at. It governs an accusative case, as gaga anao aho, I am astonished at you. See ankona, kehaka, taitra, talanjona. [Jav. gaget, kayet, to startle.] [1.2]5  astonished [1.7]
Explanations in French  6  Etonné, stupéfait, en admiration, surpris: Gaga anao aho (Je vous admire) ~ Gaga ny nataonao aho (J'admire ce que vous avez fait) ~ Gaga aho raha sahynanao ratsy toy izany îzy (Je suis étonné qu'il ait osé se conduire aussi mal) [1.3]7  étonné, ébahi [1.8]
Examples  8  gaga aho raha tany Ambohimahagaga
ary talanjona raha tery Andohatanjona
[2.131]
9  Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
10  Hoy izy gaga nijery ahy tsara. [2.471]
Morphology 
11  Simple :
12  Imperative :
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
17  unkLabel:5av: :
Synonyms  18  dagaga, dogaga, talanjona, tolagaga, tokaka, vaky vava, zendana, variana, sondriana, revo, renoka, kepoka, vakim-baratra, ilatsaham-baratra, gaina foana, kehana foana
Toponyms 

Entry (2/3)20  ga
Part of speech  21  imperative of adjective gaga
Examples  22  Admirez, soyez étonné [1.3]
Tables and plates  23  All the adjective imperatives

Entry (3/3)24  ga
Part of speech  25  noun
Vocabulary  26  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  27  goaika [Bara] [1.78]
Explanations in English  28  a provincial word for goaika [Mal. gagak.] [1.2]
Synonyms  29  goaga, goaka, goaika, goake, goaky
Phytonyms 

Anagrams  31  gaga, gagà, gaga, gagà

Updated on 2020/07/31