Entry (1/2) | 1 migaga |
Root | 2 gaga |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona [1.1] |
Explanations in English |
5 to wonder at, to be astonished. [1.2] |
Explanations in French |
6 Admirer, être étonné [1.3] |
Morphology |
|
Analogs | 11 mikoy, mihorika, miaiky, mitampim-bava, mitanaka, mivanaka, midonàka, mitokaka, midagaga, mitolagaga |
Entry (2/2) | 12 migagà |
Root | 13 gaga |
Part of speech | 14 imperative of active verb migaga [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 igagam, migagà, migaga |
Updated on 2023/01/20 |