Entry | 1 miaiky |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany |
Explanations in English |
4 [1.2] to confess, as sins or faults, to acknowledge. 5 [1.7] to give in, to confess |
Explanations in French |
6 [1.3#10] Comme mieky 7 [1.8] se rendre, avouer, confesser |
Examples |
8 [2.313#] vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny. |
Root | 9 aiky |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |