Entry | 1 aiky |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana |
Explanations in English |
4 [1.2] Root only used in compounds, as lany aiky; eky is also used. [Mal. aka, mengaku.] |
Explanations in French |
5 [1.3#10] Comme eky |
Derivatives |
|
Other spellings | 10 eky |
Compound words |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |