Entry | fanaiky (aiky) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba entina manaiky, mankato, manoa: Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny [1.1] | |
Explanations in French | Comme faneky [1.3] | |
Anagrams | akifina, faikany, fanaiky, fianika |
Updated on 2023/02/27 |