|
|
|
|

Entry1  manaiky
Root  2  aiky
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao tsy misy fandavana, manaraka ny sitrapon' ny hafa: Manaiky ny lehibeny ny miaramila
Mankasitraka, mankato: Manaiky ny hevitrao aho ~ Rehefa tsy miteny, hono dia manaiky, hoy ny tandrefana
Mety: Tsy manaiky ny handeha izy
Mandray: Tsy manaiky fanatitra na inona na inona izy
Manome: Manaiky izay rehetra angatahin-Janany aminy Rasoa, hany ka nanjary mihanta be ny zanany
Mitsotra, mibaboka: Tsy nanaiky ny helony ilay voampanga
Explanations in English  5  [1.2] to assent to, to agree to, to grant, to consent, to confess, to own, to submit to, to surrender. The reduplicate is manaikinaiky.
6  [1.7] to agree; to obey; to profess a faith
Explanations in French  7  [1.3#10] Comme maNEky#mg.av
8  [1.8] consentir; obéir; confesser sa foi
Examples  9  Koa ianao aza manaiky hibaby ahy [1.251#]
10  miezaka mafy tsy manaiky ho resy [2.313#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Analogs  15  manoa
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word manaiky

Anagrams  24 

Updated on 2025/01/21