Entry (1/2) | 1 goaika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vorona lehibebe salasalany, mainty ny volony, fa eo amin' ny tendany no misy fotsy mihodidina toa fehivozona; vorona mihinana nofom-biby ny goaika ary malaza ho mpihinana ny voanjon' olona maniry koa. [1.1] |
Explanations in English |
4 a crow. Corvus scapulatus, Dand. Gaga, goaga, goaka, goake, goaky are used in the provinces. [1.2] 5 a crow [1.7] |
Explanations in French |
6 corbeau [2.415, 1.54, 1.8] |
Examples |
7 Fambara loza ve ity goaika tokana ity? [2.643#] 8 ary Ikotofetsy nitondra goaika tao anaty harona; [2.293#] |
Vocabulary |
9 Zoology: birds |
Synonyms | 10 gaga, goaga, goaka, goake, goaky |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word goaika |
Article |
19 Randzavola: goaika ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 21 goaika |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in French |
23 Se disait des choses semblables [2.415] |
Anagrams | 24 agaiko, agiako, agioka, goaika |
Updated on 2023/08/11 |