Entry | 1 fahajambana |
Root | 2 jamba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana |
Explanations in French |
5 [1.3#291] la cécité, l'aveuglement |
Examples |
6 Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996#] |
Vocabulary |
7 Health |
Synonyms | 8 hajambana |
Updated on 2024/12/26 |