|
|
|
|

Entry1  hajambana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana
Explanations in French  4  [1.3#291] la cécité, l'aveuglement
Examples  5  [2.996#] hilatsaka amin' ny hajambana ny sasany amin' Israely, mandra-piditry ny hafenoan' ny jentily.
Vocabulary  6  Health
Root  7  jamba
Synonyms  8  fahajambana

Anagrams  9  hajambana, hanajamba

Updated on 2025/01/21