|
|
|
|

Entry1  fahalavorariana
Root  2  lavorary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny fahalavorariana / Mahavariana ny fahalavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1]
Examples  5  Moa tsy fara-fahendrena - fa efa nifanitsy amin' ny " Didim-pitiavana " notorin' ilay fanaperana amin' ny olon-kendry eran' ny taona sy ny tany rehetra ho fahalavorariana - ny manangana ny Fihavanana hirafetan' ny fiaraha-miaina manontolo? [2.296#]
Synonyms  6  halavorariana

Updated on 2023/01/06