Entry | 1 halavorariana |
Root | 2 lavorary |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona |
Synonyms | 5 fahalavorariana |
Updated on 2024/12/11 |