|
|
|
|

Entry1  fahamalina
Root  2  malina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy
Synonyms  5  hamalina

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21