|
|
|
|

Entry1  hamalina
Root  2  malina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [1.1]
Synonyms  5  fahamalina

Anagrams  6  halimana, hamalina, lamahina, mahalina, manilaha, mihalana, mihalàna

Updated on 2023/01/20